2 Kings 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao kosa no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, hahatonga loza amin’i Jerosalema sy i Joda Aho, koa izay rehetra mandre izany dia hangintsina ny sofiny roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao kosa no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Indro Aho hahatonga loza ho any amin’i Jerosalema sy i Jodà, ka izay rehetra handre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao kosa no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: Hitondra loza amin’i Jerosalema sy amin’ny Jodeanina Aho ka hampangintsina ny sofin’izay rehetra mandre izany.
Malagasy Bible 1865
dia izao kosa no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin'i Jerosalema sy ny Joda Aho, ka izay rehetra mandre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao kosa no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, hahatonga loza amin’i Jerosalema sy i Joda Aho, koa izay rehetra mandre izany dia hangintsina ny sofiny roa.
malagasy
dia izao kosa no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin'i Jerosalema sy ny Joda Aho, ka izay rehetra mandre izany dia hangintsingintsina ny sofiny roa.