2 Kings 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hafoiko ny lovako sisa ka hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalony; dia ho haza sy ho babon’ny fahavalony rehetra izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafoiko ny lovako sisa, fa hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony, ka ho tonga sambotra sy babon’ny fahavalony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hafoiko ny sisa tavela amin’ny vahoakako ka hatolotro amin’ny fahavalony rehetra mba hosamboriny sy hobaboiny,
Malagasy Bible 1865
Ary hafoiko ny lovako sisa ka hatolotro ho eo an-tànan'ny fahavalony; dia ho sambotra sy ho babon'ny fahavalony rehetra izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hafoiko ny lovako sisa ka hatolotro ho eo an-tanan’ny fahavalony; dia ho haza sy ho babon’ny fahavalony rehetra izy,
malagasy
Ary hafoiko ny lovako sisa ka hatolotro ho eo an-tànan'ny fahavalony; dia ho sambotra sy ho babon'ny fahavalony rehetra izy,