2 Kings 21:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria efa nanao izay ratsy teo imasoko ka nahatezitra Ahy hatramin’ny andro nivoahan’ny razany avy tany Ejipta ka mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nanao izay ratsy eo imasoko izy, ka nampahatezitra Ahy, hatramin’ny andro nivoahan’ny razany tany Ejipta ka mandrak’ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria efa nanao izay ratsy eo imasoko izy ka nampahatezitra Ahy hatramin’ny andro nialan’ny razany tany Ejipta ka mandraka androany.»
Malagasy Bible 1865
satria efa nanao izay ratsy eo imasoko izy ka nampahatezitra Ahy hatramin'ny andro nivoahan'ny razany avy any Egypta ka mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria efa nanao izay ratsy teo imasoko ka nahatezitra Ahy hatramin’ny andro nivoahan’ny razany avy tany Ejipta ka mandraka androany.
malagasy
satria efa nanao izay ratsy eo imasoko izy ka nampahatezitra Ahy hatramin'ny andro nivoahan'ny razany avy any Egypta ka mandraka androany.