2 Kings 21:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Manase sisa mbamin’izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa* tamin’ny asan’i Manase, mbamin’izay rehetra nataony, sy ny fahotana vitany, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Jodà va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Manase ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony ary ny fahotana vitany dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Manase sisa mbamin'izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Manase sisa mbamin’izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Manase sisa mbamin'izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?