2 Kings 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Manase dia nalevina tao an-tanimboly tao alatranony, ao amin’ny sahan’i Oza, ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Manase ka nalevina tao an-tanimbolin’ny tranony, dia tao amin’ny tanimbolin’i Ozà. I Amôna zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Manase, dia nalevina tao an-jaridainan’ny lapa na koa «Zaridainan’i Hozà»; ary i Amôna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Manase lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina teo an-tanimboly eo ala-tranony amin'ny sahan'i Oza; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Manase dia nalevina tao an-tanimboly tao alatranony, ao amin’ny sahan’i Oza, ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Manase lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina teo an-tanimboly eo ala-tranony amin'ny sahan'i Oza; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy.