2 Kings 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby roapolo taona i Amona raha nanomboka nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Mesolemeta, zanakavavin’i Haroza, avy any Jotba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
22 taona i Amôna fony tonga mpanjaka, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia i Mesalemeta, zanak’i Harosa, avy any Jetebà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 22 taona i Amôna fony tonga mpanjaka; ary naharitra roa taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mesolemeta zanakavavin’i Harotsa avy any Jôtvà.
Malagasy Bible 1865
Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Mesolemeta, zanakavavin'i Haroza, avy any Jotba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby roapolo taona i Amona raha nanomboka nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Mesolemeta, zanakavavin’i Haroza, avy any Jotba.
malagasy
Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Mesolemeta, zanakavavin'i Haroza, avy any Jotba.