2 Kings 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO koa izy, tahaka ny nataon’i Manase rainy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, tahaka ny nataon’i Manase rainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO tahaka an’i Manase rainy i Amôna.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah koa izy tahaka ny nataon'i Manase rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO koa izy, tahaka ny nataon’i Manase rainy;
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah koa izy tahaka ny nataon'i Manase rainy.