2 Kings 21:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafoy NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy, fa tsy nandeha tamin’ny lalan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahafoy an’i Iaveh Andriamanitry ny razany izy, ary tsy nandeha tamin’ny lalan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandao ny TOMPO Andriamanitry ny razany izy fa tsy nanaraka ny sori-dalan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy, fa tsy nandeha tamin'ny lalan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafoy NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy, fa tsy nandeha tamin’ny lalan’NY TOMPO.
malagasy
Ary nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy, fa tsy nandeha tamin'ny lalan'i Jehovah.