2 Kings 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahoaka koa dia namono izay rehetra nanao tetika fikomiana tamin’i Amona mpanjaka dia nampanjaka an’i Josia zanany hisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novonoin’ny vahoakan’ny tany kosa anefa izay rehetra nikomy tamin’i Amôna mpanjaka, ary i Josiasa zanany no natsangan’ny vahoakan’ny tany ho mpanjaka hisolo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba nataon’ny mponin’i Joda maty kosa izay rehetra nikomy tamin’ny mpanjaka; ka dia i Josià zanany lahy no voatendriny ho mpanjaka handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahoaka koa dia namono izay rehetra nanao tetika fikomiana tamin’i Amona mpanjaka dia nampanjaka an’i Josia zanany hisolo azy.
malagasy
Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.