2 Kings 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Amona sisa, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Amôna, mbamin’izay nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Jodà va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Amôna ary koa ny zavatra hafa nataony dia voasoratra ao amin’ny Boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Amona sisa, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Amona sisa, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Amona sisa, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?Ary nalevina tao amin'ny fasany tao amin'ny sahan'i Oza izy; ary Josia zanany no nanjaka nandimby azy.