2 Kings 21:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalevina tao amin’ny fasany tao amin’ny sahan’i Oza izy ka i Josia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny fasany ao amin’ny tanimbolin’i Ozà no nalevina izy; ary i Josiasa zanany no nanjaka nandimby azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalevina tao amin’ny fasany tao an-jaridainan’i Hozà izy; ary i Jôsià zanany lahy no nanjaka handimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nalevina tao amin'ny fasany tao amin'ny sahan'i Oza izy; ary Josia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalevina tao amin’ny fasany tao amin’ny sahan’i Oza izy ka i Josia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary nalevina tao amin'ny fasany tao amin'ny sahan'i Oza izy; ary Josia zanany no nanjaka nandimby azy.