2 Kings 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina alitara maromaro tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa izy, dia tao amin’izay nolazain’NY TOMPO hoe: Ao Jerosalema no hasiako ny anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorenany ôtely ny tranon’i Iaveh izay nolazain’i Iaveh hoe: «Ao Jerosalema no hametrahako ny Anarako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanorenany alitara hafa aza tao an-tranon’ny TOMPO, dia tao amin’ilay nolazain’ny TOMPO hoe: «I Jerosalema no hampitoerako ny voninahitro».
Malagasy Bible 1865
sady nanao alitara tao an-tranon'i Jehovah koa izy, dia tao amin'izay nolazain'i Jehovah hoe: Ao Jerosalema no hasiako ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina alitara maromaro tao amin’ny tranon’NY TOMPO koa izy, dia tao amin’izay nolazain’NY TOMPO hoe: Ao Jerosalema no hasiako ny anarako.
malagasy
sady nanao alitara tao an-tranon'i Jehovah koa izy, dia tao amin'izay nolazain'i Jehovah hoe: Ao Jerosalema no hasiako ny anarako.