2 Kings 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina alitara tao anatin’ny kianja roa tao amin’ny tranon’NY TOMPO ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Otely ho an’ny tafiky ny lanitra rehetra no nataony tao anatin’ny kianja roa amin’ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anatin’ny kianja roa amin’ny tranon’ny TOMPO tokoa no nanorenany alitara hafa ho fanajana ireo planeta aman-kintana eny ana habakabaka.
Malagasy Bible 1865
Fa nanao alitara teo anatin'ny kianja roa tamin'ny tranon'i Jehovah ho an'izay rehetra eny amin'ny lanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina alitara tao anatin’ny kianja roa tao amin’ny tranon’NY TOMPO ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy.
malagasy
Fa nanao alitara teo anatin'ny kianja roa tamin'ny tranon'i Jehovah ho an'izay rehetra eny amin'ny lanitra izy.