2 Kings 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nihaino izy; fa i Manase dia nitaona azy hanao ratsy mihoatra noho ny nataon’ny Jentilisa izay naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tsy nety izy ireo, ary nampivily azy i Manase ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena rehetra naringan’i Iaveh teo anoloan’i zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nihaino izany ny Jodeanina, fa vao mainka aza notaomin’i Manase hanao ratsy mihoatra noho ny hafa firenena izay naringan’ny TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nihaino izy; fa Manase nitaona azy hanao ratsy mihoatra noho ny nataon'ny jentilisa, izay naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nihaino izy; fa i Manase dia nitaona azy hanao ratsy mihoatra noho ny nataon’ny Jentilisa* izay naringan’NY TOMPO tsy ho eo anoloan’ny Zanak’Israely.
malagasy
Nefa tsy nihaino izy; fa Manase nitaona azy hanao ratsy mihoatra noho ny nataon'ny jentilisa, izay naringan'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'Isiraely.