2 Kings 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Safana mpitantsoratra dia nilaza koa tamin’ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen’i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin’i Safana teo anatrehan’ny mpanjaka ny boky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no nampandrenesin’i Safàna mpanoratra ny mpanjaka: «Misy boky nomen’i Helkiasa mpisorona ahy»; sady novakiny teo anatrehan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilazan’i Safàna koa ny mpanjaka hoe: –Misy boky nomen’i Hilkià mpisorombe ahy ity! Ary novakiny teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin'ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen'i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin'i Safana teo anatrehan'ny mpanjaka ny boky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Safana mpitantsoratra dia nilaza koa tamin’ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen’i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin’i Safana teo anatrehan’ny mpanjaka ny boky.
malagasy
Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin'ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen'i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin'i Safana teo anatrehan'ny mpanjaka ny boky.