2 Kings 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’ny mpanjaka ny teny tao amin’ilay bokin’ny lalàna dia nandriatra ny fitafiany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ny teny tao amin’ny bokin’ny lalàna ny mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Jôsià mpanjaka ny teny tao amin’ilay Bokin’ny Lalàna, dia nandriatra fitafiana izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny teny tao amin'ilay bokin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’ny mpanjaka ny teny tao amin’ilay bokin’ny lalàna dia nandriatra ny fitafiany izy.
malagasy
Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny teny tao amin'ilay bokin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy.