2 Kings 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy an’i Hilkia mpisorona sy i Ahikama zanak’i Safana, i Akbora zanak’i Mikaia, i Safana mpitantsoratra ary i Asaia, mpanompon’ny mpanjaka izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nanome didy an’i Helkiasa mpisorona, sy i Ahikama zanak’i Safàna, sy i Akobôra zanak’i Mikà, sy i Safàna mpanoratra, ary i Asaiasa mpanompon’ny mpanjaka hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomeny baiko i Hilkià mpisorombe sy i Ahikama zanakalahin’i Safàna mbamin’i Hakbôra zanakalahin’i Mikaià mbamin’i Safàna mpitantsoratra sy i Hasaià mpandraharahany ka nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nandidy an'i Hilkia mpisorona sy Ahikama, zanak'i Safana, sy Akbora, zanak'i Mikaia, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon'andriana, hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy an’i Hilkia mpisorona sy i Ahikama zanak’i Safana, i Akbora zanak’i Mikaia, i Safana mpitantsoratra ary i Asaia, mpanompon’ny mpanjaka izy hoe:
malagasy
Ary ny mpanjaka nandidy an'i Hilkia mpisorona sy Ahikama, zanak'i Safana, sy Akbora, zanak'i Mikaia, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon'andriana, hoe: