2 Kings 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’ny lehilahy izay naniraka anareo ho atỳ amiko hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy tamin’izy ireo: «Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Lazao amin’ny lehilahy naniraka anareo hankatỳ amiko, ataovy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nasainy miteny amin’ny mpaniraka hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ravehivavy taminy Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin'ny lehilahy izay naniraka anareo ho atỳ amiko hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ravehivavy taminy: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Lazao amin’ny lehilahy izay naniraka anareo ho atỳ amiko hoe:
malagasy
Ary hoy ravehivavy taminy Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Lazao amin'ny lehilahy izay naniraka anareo ho atỳ amiko hoe: