2 Kings 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy amin’ny mponina eto, dia araka izay rehetra lazain’ny boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Indro Aho hahatonga loza ho etỳ amin’ny fitoerana ity sy amin’ny mponina ao aminy, araka ny teny rehetra ao amin’ny boky novakin’ny mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: ‹Indro Aho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy ny mponiny, dia araka izay rehetra voalaza ao anatin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin'ity tanàna ity sy amin'ny mponina eto, dia araka izay rehetra lazain'ny boky novakin'ny mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, Izaho hahatonga loza amin’ity tanàna ity sy amin’ny mponina eto, dia araka izay rehetra lazain’ny boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin'ity tanàna ity sy amin'ny mponina eto, dia araka izay rehetra lazain'ny boky novakin'ny mpanjakan'ny Joda.