2 Kings 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy ka nandeha tamin’izay rehetra nalehan’i Davida rainy fa tsy mba nivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy teo imason’i Iaveh izy, ary nandeha tamin’izay rehetra nalehan’i Davida rainy, sady tsy nivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôsià; ka narahiny avokoa ny toetran’i Davida razambeny fa tsy mba nivily hiala tamin’izany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah kosa izy ka nandeha tamin'izay rehetra nalehan'i Davida rainy, fa tsy mba nivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy ka nandeha tamin’izay rehetra nalehan’i Davida rainy fa tsy mba nivily na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah kosa izy ka nandeha tamin'izay rehetra nalehan'i Davida rainy, fa tsy mba nivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.