2 Kings 22:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, hangoniko any amin’ny razanao ianao ary hangonina any amin’ny fasanao amin’ny fiadanana; koa ny masonao dia tsy mba hahita izay loza rehetra hoentiko mamaly ity tanàna ity. Dia nitondra valiny ho any amin’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka indro hangoniko any amin’ny razanao ianao, hangonina amim-piadanana ianao any amin’ny fasanao, fa tsy mba hahita ny loza rehetra hampidiriko amin’ity fitoerana ity ny masonao.» Dia nitondra izany valiny izany ho any amin’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro hangoniko any amin’ny razanao ianao ary ho voapetraka am-pasanao hombàm-piadanana, ka tsy hahita maso ny loza rehetra hamelezako an’i Jerosalema.› » Dia nitondra izany valinteny izany ho an’ny mpanjaka i Hilkià sy ireo namany.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, hangoniko any amin'ny razanao ianao ary hangonina any amin'ny fasanao amin'ny fiadanana; ary ny masonao tsy mba hahita izay loza rehetra ho entiko mamaly ity tanàna ity. Dia nitondra valiny ho any amin'ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, hangoniko any amin’ny razanao ianao ary hangonina any amin’ny fasanao amin’ny fiadanana; koa ny masonao dia tsy mba hahita izay loza rehetra hoentiko mamaly ity tanàna ity. Dia nitondra valiny ho any amin’ny mpanjaka izy ireo.
malagasy