2 Kings 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara any amin’i Hilkia mpisoronabe ka asaivo manisa ny vola izay nampidirina ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, dia izay nangonin’ny mpiandry varavarana tamin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Miakara any amin’i Helkiasa mpisorona lehibe, asaovy ataony an-tanana ny vola naterin’ny olona ao an-tranon’i Iaveh, noraisin’ny mpiandry varavarana avy tamin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mankanesa any amin’i Hilkià mpisorombe, ka asaivo angoniny ny vola izay naterin’ny olona tao an-tranon’ny TOMPO na noraisin’ny mpiandry varavarana taminy.
Malagasy Bible 1865
Miakara any amin'i Hilkia mpisoronabe, hanisany ny vola izay nampidirina ho ao an-tranon'i Jehovah, dia izay nangonin'ny mpiandry varavarana tamin'ny olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara any amin’i Hilkia mpisoronabe ka asaivo manisa ny vola izay nampidirina ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO izy, dia izay nangonin’ny mpiandry varavarana tamin’ny olona.
malagasy
Miakara any amin'i Hilkia mpisoronabe, hanisany ny vola izay nampidirina ho ao an-tranon'i Jehovah, dia izay nangonin'ny mpiandry varavarana tamin'ny olona;