2 Kings 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hatolony ho eo an-tanan’ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin’ny tranon’NY TOMPO izany ka homen’ireo ho an’ny mpiasa izay ao amin’ny tranon’NY TOMPO hanamboarany ny simba amin’ny Trano,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hapetraka eo an-tanan’izay mandraharaha ny asa, dia izay voatendry ho mpitandrina amin’ny tranon’i Iaveh izany, ka homen’ireo ho an’izay miasa amin’ny asan’ny tranon’i Iaveh, hanamboatra ny banga amin’ny trano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hatolotra ny mpandraharaha voatendry hanamboatra ny tranon’ny TOMPO izany vola izany mba hanomezany ny karaman’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato ary ireo mpiasa hafa, ary koa hividianany hazo sy vato voapaika ilaina amin’izany fanamboarana ny simba izany.
Malagasy Bible 1865
ary aoka hatolony ho eo an-tànan'ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin'ny tranon'i Jehovah izany; ary aoka homen'ireo ho an'ny mpiasa izay ao an-tranon'i Jehovah hanamboarany ny simba amin'ny trano,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hatolony ho eo an-tanan’ny mpanao raharaha izay voatendry ny amin’ny tranon’NY TOMPO izany ka homen’ireo ho an’ny mpiasa izay ao amin’ny tranon’NY TOMPO hanamboarany ny simba amin’ny Trano,
malagasy