2 Kings 22:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato ary ny tambato ka hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny mpandrafitra, sy ny manevra, ny mpandrafi-bato, hividianana hazo amam-bato voapaika hanamboarana ny trano.
Malagasy Bible 1865
dia ho an'ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato ary ny mpipaika, dia hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato ary ny tambato ka hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny Trano.
malagasy
dia ho an'ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato ary ny mpipaika, dia hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny trano.