2 Kings 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nampamoahina ny amin’ny vola natolotra teo an-tanany ireo fa olona nahatoky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ampamoahina ny amin’ny vola natolotra teo an-tanany anefa izy ireo, fa manaraka ny rariny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa aza ampamoahina ny amin’ny vola natolotra azy izy, satria mahatoky amin’ny asany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nampamoahina ny amin'ny vola natolotra teo an-tànany ireo, fa nahatoky izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nampamoahina ny amin’ny vola natolotra teo an-tanany ireo fa olona nahatoky.
malagasy
Kanefa tsy nampamoahina ny amin'ny vola natolotra teo an-tànany ireo, fa nahatoky izy.