2 Kings 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitantsoratra: Ny bokin’ny lalàna dia hitako tao amin’ny tranon’NY TOMPO. Dia natolotr’i Hilkia an’i Safana ilay boky ka novakiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Helkiasa mpisorona lehibe nilaza tamin’i Safàna mpanoratra hoe: «Hitako tao an-tranon’i Iaveh ny bokin’ny lalàna.» Ary natolotr’i Helkiasa an’i Safàna ny boky ka novakiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voarain’i Hilkià mpisorombe izany hafatra izany, dia nanambara tamin’i Safàna mpitantsoratra koa izy ny nahitany ny Bokin’ny Lalàna tao an-tranon’ny TOMPO; ary natolony azy ny boky ka novakiny.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Hilkia mpisoronabe tamin'i Safana mpanoratra: Ny bokin'ny lalàna dia hitako tao an-tranon'i Jehovah. Dia natolotr'i Hilkia an'i Safana ny boky ka novakiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitantsoratra: Ny bokin’ny lalàna dia hitako tao amin’ny tranon’NY TOMPO. Dia natolotr’i Hilkia an’i Safana ilay boky ka novakiny.
malagasy
Dia hoy Hilkia mpisoronabe tamin'i Safana mpanoratra: Ny bokin'ny lalàna dia hitako tao an-tranon'i Jehovah. Dia natolotr'i Hilkia an'i Safana ny boky ka novakiny.