2 Kings 23:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjaka dia nandefa iraka hamory ny loholon’i Joda sy Jerosalema rehetra any aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpanjaka naniraka hamory ny loholon’i Jodà sy i Jerosalema rehetra ho ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefa iraka ny mpanjaka hanainga tsy an-kanavaka ny loholon ’i Joda sy i Jerosalema mba ho vory ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanirahan'ny mpanjaka, ka dia vory tany aminy ny loholon'ny Joda Jerosalema rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjaka dia nandefa iraka hamory ny loholon’i Joda sy Jerosalema rehetra any aminy.
malagasy
[Ny fahazotoan'i Josia handrava ny fivavahana tsy marina sy hanangana indray ny fivavahana amin'i Jehovah, ary ny niadiany tamin'ny Egyptiana, sy ny nahafatesany] Ary nanirahan'ny mpanjaka, ka dia vory tany aminy ny loholon'ny Joda Jerosalema rehetra.