2 Kings 23:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nolotoiny koa i Tofeta izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zanany lahy na ny zanany vavy hamakivaky ny afo ho an’i Moloka intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolotoin’ny mpanjaka koa i Tôfeta, ilay teo an-dohasahan’ny taranak’i Enôma mba tsy hisy hampandeha ny zanany lahy na vavy hamaky ny afo, ho fanajana an’i Môlaoka intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nozimbain’i Jôsià koa ny Tôfeta tao amin’ny lohasahan’i Bena-Hinôma mba tsy handoran’ny olona intsony ny zanany lahy na vavy ho sorona ho an’i Môlôka.
Malagasy Bible 1865
Ary nolotoiny koa Tofeta, izay eo amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo ho an'i Moloka intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nolotoiny koa i Tofeta izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zanany lahy na ny zanany vavy hamakivaky ny afo ho an’i Moloka intsony.
malagasy
Ary nolotoiny koa Tofeta, izay eo amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo ho an'i Moloka intsony.