2 Kings 23:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notorotoroiny ireo tsangambaton-tsampy sady nokapainy koa ireo tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha ka nofenoiny taolan’olona ny toerana nisy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nazerany ny tsangam-baton-tsampy, nokapainy ny aserah, ary nofenoiny taolan’olona ny fitoerana nitoerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomontsaniny ny tsangambaton-tsampy sady nokapainy ny tsatokazo fanajana an’i Aserà ka nofenoiny taolam-patin’olona ny toerany.
Malagasy Bible 1865
Dia notorotoroiny ny tsangam-baton-tsampy sady nokapainy koa ny Aseraha, ka nofenoiny taolan'olona ny nitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notorotoroiny ireo tsangambaton-tsampy sady nokapainy koa ireo tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha ka nofenoiny taolan’olona ny toerana nisy azy.
malagasy
Dia notorotoroiny ny tsangam-baton-tsampy sady nokapainy koa ny Aseraha, ka nofenoiny taolan'olona ny nitoerany.