2 Kings 23:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Josia: Aoka itsỳ! Aza misy manetsika ny taolany! Dia tsy voakasika ny taolany sy ny taolan’ilay mpaminany avy tany Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Avelao izany fa aza misy manetsika ny taolany.» Ka noho izany dia navela tsy voakasika ny taolany, sy ny taolan’ilay mpaminany avy any Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jôsià hoe: –Avelao io fasana io! Ary aoka tsy hisy hanetsika ny taolambalony! Izany no tsy nikitihana ny taolambalony sy ny an’ilay mpaminany avy any Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Aoka itsy; aza misy manetsika ny taolany akory. Dia tsy nokasihiny ny taolany sy ny taolan'ilay mpaminany avy tany Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Josia: Aoka itsỳ! Aza misy manetsika ny taolany! Dia tsy voakasika ny taolany sy ny taolan’ilay mpaminany avy tany Samaria.
malagasy
Ary hoy izy: Aoka itsy; aza misy manetsika ny taolany akory. Dia tsy nokasihiny ny taolany sy ny taolan'ilay mpaminany avy tany Samaria.