2 Kings 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny trano rehetra tamin’ireo toerana fanaovana sorona, izay teny amin’ny tanànan’i Samaria, izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely ka nahatonga fahatezerana, dia noravan’i Josia koa ka nataony araka izay rehetra nataony tany Betela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofoanan’i Josiasa koa ny trano rehetra teny amin’ny fitoerana avo, amin’ny tanànan’i Samaria, nataon’ny mpanjakan’i Israely, ka nampahatezitra an’i Iaveh. Tsy misy hivoasana amin’ny nanaovany an’i Betela no nanaovany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahatezitra ny TOMPO ny nanaovan’ny mpanjakan’i Israely trano fivavahana teny amin’ny toeram-panasinan’ireo tanànan’i Samaria; ka dia noravan’i Jôsià koa ireny tahaka izay efa nataony tany Betela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny trano rehetra tamin'ny fitoerana avo, izay teny amin'ny tanànan'i Samaria, izay nataon'ireo mpanjakan'ny Isiraely ka nahatonga fahatezerana, dia noravan'i Josia koa ka nataony araka izay rehetra efa navony tany Betela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny trano rehetra tamin’ireo toerana fanaovana sorona, izay teny amin’ny tanànan’i Samaria, izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely ka nahatonga fahatezerana, dia noravan’i Josia koa ka nataony araka izay rehetra nataony tany Betela.
malagasy