2 Kings 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novonoiny teo ambonin’ny alitara koa ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona tamin’ny toerana fanaovana sorona; ary nandoro taolan’olona teo izy vao niverina nankany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novonoiny teo ambony ôtely daholo ny mpisoron’ny fitoerana avo izay teo; sady nandorany taolan’olona koa teo, vao niverina nankany Jerosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary novonoiny ho faty teo ambonin’ny alitara avokoa ny mpisorona izay teo amin’ireny toeram-panasinana ireny sady nandoroany taolam-patin’olona hanazimbana azy. Avy teo i Jôsià dia niverina tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona amin'ny fitoerana avo, novonoiny teo ambonin'ny alitara, sady nandoro taolan'olona teo koa izy, dia niverina nankany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novonoiny teo ambonin’ny alitara koa ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona tamin’ny toerana fanaovana sorona; ary nandoro taolan’olona teo izy vao niverina nankany Jerosalema.
malagasy
Ary ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona amin'ny fitoerana avo, novonoiny teo ambonin'ny alitara, sady nandoro taolan'olona teo koa izy, dia niverina nankany Jerosalema.