2 Kings 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandidy ny vahoaka rehetra ny mpanjaka hoe: Tandremo ny Paskan’ny NY TOMPO Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ato amin’ity bokin’ny fanekena ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no didy nomen’ny mpanjaka ny vahoaka rehetra: «Mankalazà ny Paka, ho fanajana an’i Iaveh Andriamanitrareo, araka ny voasoratra amin’ity bokin’ny fanekena ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’ny mpanjaka baiko ny vahoaka rehetra mba hankalaza ny fetin’ny Paska ho voninahitry ny TOMPO Andriamaniny, araka ny voasoratra amin’ity bokin’ny fanekempihavanana ity.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nandidy ny vahoaka rehetra hoe: Tandremo ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ity fanekena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandidy ny vahoaka rehetra ny mpanjaka hoe: Tandremo ny Paskan’ny NY TOMPO Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ato amin’ity bokin’ny fanekena ity.
malagasy
Ary ny mpanjaka nandidy ny vahoaka rehetra hoe: Tandremo ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ity fanekena ity.