2 Kings 23:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin’ny andron’ny mpitsara izay nitsara ny Israely, na tamin’ny andro rehetra nanjakan’ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy mbola nisy nahatoraka an’izany, ny fankalazana ny fetin’ny Paka, hatramin’ny andron’ny Mpitsara nitsara an’i Israely, na tamin’ny andro rehetra nanjakan’ny mpanjakan’i Israely sy ny mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nisy Paska nankalazaina toy izany hatramin’ny andro nanapahan’ny mpitsara an’i Israely na tamin’ny andro rehetra nitondran’ny mpanjakan’i Israely sy ny mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin'ny andron'ny mpitsara izay nitsara ny Isiraely, na tamin'ny andro rehetra nanjakan'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny mpanjakan'ny Joda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin’ny andron’ny mpitsara izay nitsara ny Israely, na tamin’ny andro rehetra nanjakan’ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’ny Joda;
malagasy
Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin'ny andron'ny mpitsara izay nitsara ny Isiraely, na tamin'ny andro rehetra nanjakan'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny mpanjakan'ny Joda;