2 Kings 23:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby roapolo taona i Joahaza raha nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Hamotala, zanakavavin’i Jeremia, avy any Libna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
23 taona i Jôakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak’i Jeremia avy any Lobnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 23 taona i Jôahaza fony tonga mpanjaka, ary telo volana ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala zanakavavin’i Jeremià avy any Libnà.
Malagasy Bible 1865
Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia, avy any Libna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby roapolo taona i Joahaza raha nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Hamotala, zanakavavin’i Jeremia, avy any Libna.
malagasy
[Ny nanjakan'i Joahaza sy Joiakima ary Joiakina] Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia, avy any Libna.