2 Kings 23:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh tahaka izay rehetra nataon’ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO tahaka izay rehetra nataon’ireo razany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon'ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’ny razany.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon'ny razany.