2 Kings 23:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh tahaka izay rehetra nataon’ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO tahaka izay nataon’ireo razany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy tahaka izay nataon'ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’ny razany.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy tahaka izay nataon'ny razany.