2 Kings 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Narodany koa ny tranon’ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy, izay natao tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia ireo trano nanenoman’ny vehivavy lay ho an’ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noravany ny tranon’ireo olona nanolo-tena hijangajanga izay nitoetra tao an-tranon’i Iaveh, izay nanenoman’ny vehivavy lay ho an’i Astarte.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noravany ireo efitrano teo akaikin’ny tranon’ny TOMPO, efitrano izay nijangajangana ho fanompoan-tsampy sy nanenoman’ny vehivavy akanjo ho fanajana an’i Aserà.
Malagasy Bible 1865
Ary noravany ny tranon'ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy izay teo amin'ny tranon'i Jehovah, dia ireo nanenoman'ny vehivavy lay ho an'i Astarta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary noravany ny tranon'ny olona nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy izay teo amin'ny tranon'i Jehovah, dia ireo nanenoman'ny vehivavy lay ho an'i Astarta.