2 Kings 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpisorona tamin’ny toerana fanaovana sorona dia tsy navela hanolotra fanatitra teo ambonin’ny alitaran’NY TOMPO any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin’ny rahalahiny ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy niakatra teo amin’ny ôtelin’i Iaveh ao Jerosalema anefa ny mpisoron’ny fitoerana avo, fa nihinana mofo tsy misy lalivay teo afovoan’ireo rahalahiny ihany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy navela hisorona teo amin’ny alitara n’ny TOMPO tao Jerosalema ireo mpisorona tamin’ny toeram-panasinana; fa ny mihinana ny mofo tsy misy leviora niaraka tamin’ny mpisorona hafa ihany no azony natao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpisorona tamin'ny fitoerana avo tsy navela hanatitra teo ambonin'ny alitaran'i Jehovah any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin'ny rahalahiny ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa ny mpisorona tamin'ny fitoerana avo tsy navela hanatitra teo ambonin'ny alitaran'i Jehovah any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin'ny rahalahiny ihany izy.