2 Kings 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany no niakaran’ny mpanompon’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely an’i Jerosalema, ary nataony fahirano ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra hamely an’i Jerosalema ny mpanompon’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna tamin’izany, ka natao fahirano ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany dia tonga nanao fahirano an’i Jerosalema ny tafika babilônianina izay notarihin’ireo manamboninahitr’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany no niakaran'ny mpanompon'i Nebokadnezara. mpanjakan'i Babylona, hamely an'i Jerosalema, ary nataony fahirano ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany no niakaran’ny mpanompon’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely an’i Jerosalema, ary nataony fahirano ny tanàna.
malagasy
Tamin'izany andro izany no niakaran'ny mpanompon'i Nebokadnezara. mpanjakan'i Babylona, hamely an'i Jerosalema, ary nataony fahirano ny tanàna.