2 Kings 24:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga koa i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely ny tanàna, raha mbola nanao fahirano azy ny mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mbola nanao fahirano azy ny mpanompony no tonga teo anoloan’ny tanàna koa i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola natao fahirano ny tanàna, dia mba tonga teo koa i Nebokadnetsara;
Malagasy Bible 1865
Dia tonga koa Nebokadnezera, mpanjakan'i Babylona, hamely ny tanàna, raha mbola nanao fahirano azy ny mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga koa i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, hamely ny tanàna, raha mbola nanao fahirano azy ny mpanompony.
malagasy
Dia tonga koa Nebokadnezera, mpanjakan'i Babylona, hamely ny tanàna, raha mbola nanao fahirano azy ny mpanompony.