2 Kings 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra an’i Joiakina koa ho babo any Babilona izy; ary ny renin’ny mpanjaka, ny vadin’ny mpanjaka, ny tandapa ary ny lehilahy mahery amin’ny tany dia noentiny ho babo avy tany Jerosalema ho any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentina ho any Babilôna i Joasina, nentiny ho babo avy any Jerosalema ho any Babilôna ny renin’ny mpanjaka, ny vadin’ny mpanjaka rehetra, ny eonòkany, ny olo-malaza amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony sesitany avy ao Jerosalema ho any Babilôna koa i Jôiakina mpanjaka mbamin’ny reniny sy ireo vadiny ary ny tandapa mbamin’ireo filohan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra an'i Joiakina koa ho babo any Babylona izy; ary ny renin'ny mpanjaka sy ny vadin'ny mpanjaka sy ny tandapa sy ny lehilahy mahery amin'ny tany dia nentiny ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra an’i Joiakina koa ho babo any Babilona izy; ary ny renin’ny mpanjaka, ny vadin’ny mpanjaka, ny tandapa ary ny lehilahy mahery amin’ny tany dia noentiny ho babo avy tany Jerosalema ho any Babilona.
malagasy
Ary nitondra an'i Joiakina koa ho babo any Babylona izy; ary ny renin'ny mpanjaka sy ny vadin'ny mpanjaka sy ny tandapa sy ny lehilahy mahery amin'ny tany dia nentiny ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona.[Heb. ionoka]