2 Kings 24:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Matania, rahalahin-drainy, no notendren’ny mpanjakan’i Babilona ho mpanjaka hisolo an’i Joiakina ka novany hoe Zedekia ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny natsangan’ny mpanjakan’i Babilôna ho mpanjaka hisolo an’i Joasina, dia i Mataniasa rahalahin-drainy, ka novany hoe i Sedesiasa ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notendren’ny mpanjakan’i Babilôna ho mpanjaka handimby an’i Jôiakina i Matanià rahalahin-drainy, ka novany ho Tsedekià ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary Matania, rahalahin-drainy, no notendren'ny mpanjakan'i Babylona ho mpanjaka hisolo an'i Joiakina, ka novany hoe Zedekia no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Matania, rahalahin-drainy, no notendren’ny mpanjakan’i Babilona ho mpanjaka hisolo an’i Joiakina ka novany hoe Zedekia ny anarany.
malagasy
Ary Matania, rahalahin-drainy, no notendren'ny mpanjakan'i Babylona ho mpanjaka hisolo an'i Joiakina, ka novany hoe Zedekia no anarany.