2 Kings 24:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Joiakima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh izy, fa naka tahaka izay rehetra nataon’i Jôakima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Joiakima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Joiakima.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Joiakima.Fa ny fahatezeran'i Jehovah no nahatongavan'izany tamin'i Jerosalema sy ny Joda ambara-pandroakany azy tsy ho eo anatrehany. Ary Zedekia niodina tamin'ny mpanjakan'i Babylona.