2 Kings 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy noho ny ran’ny tsy manan-tsiny izay nalatsany koa; fa nofenoiny ran’ny tsy manan-tsiny i Jerosalema. Izany no tsy netezan’NY TOMPO hamela ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy noho ny ra tsy manan-tsiny nalatsany be loatra ka nataony feno ra tsy manan-tsiny i Jerosalema, koa tsy nety namela izany i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa noho ireo olona maro tsy manan-tsiny izay novonoiny ho faty; nanenika faty an’i Jerosalema izy ka izany no tsy netezan’ny TOMPO hamela heloka.
Malagasy Bible 1865
sy noho ny rà marina izay nalatsany koa; fa nofenoiny rà marina Jerosalema; koa izany no tsy netezan'i Jehovah hamela ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy noho ny ran’ny tsy manan-tsiny izay nalatsany koa; fa nofenoiny ran’ny tsy manan-tsiny i Jerosalema. Izany no tsy netezan’NY TOMPO hamela ny helony.
malagasy
sy noho ny rà marina izay nalatsany koa; fa nofenoiny rà marina Jerosalema; koa izany no tsy netezan'i Jehovah hamela ny helony.