2 Kings 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Joiakima ka i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jôakima, ka i Joasina zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôiakima, dia i Jôiakina zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Joiakima lasa nodimandry any amin'ny razany, ka Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Joiakima ka i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Joiakima lasa nodimandry any amin'ny razany, ka Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.