2 Kings 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nivoaka avy tany amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta; fa lasan’ny mpanjakan’i Babilona izay rehetra an’ny mpanjakan’i Ejipta, hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony Eofrata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nivoaka avy tany amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, fa lasan’ny mpanjakan’i Babilôna avokoa izay an’ny mpanjakan’i Ejipta, hatramin’ny ranon-driakan’i Ejipta, ka hatramin’ny ony Eofrata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy sahy nivoaka ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, satria lasan’ny mpanjakan’i Babilôna ny tany rehetra teo ambany fahefàn’i Ejipta hatreo amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony Eofrata.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Egypta tsy nivoaka avy tany amin'ny taniny intsony; fa lasan'ny mpanjakan'i Babylona izay rehetra an'ny mpanjakan'i Egypta hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta ka hatramin'ny ony Eofrata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nivoaka avy tany amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta; fa lasan’ny mpanjakan’i Babilona izay rehetra an’ny mpanjakan’i Ejipta, hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta ka hatrany amin’ny ony Eofrata.
malagasy