2 Kings 24:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valo amby folo taona i Joiakina raha nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Nehosta, zanakavavin’i Elnatana avy any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
18 taona i Joasina fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Nohestà zanak’i Elnatàna avy ao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 18 taona i Jôiakina fony tonga mpanjaka; ary telo volana ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Nehostà zanakavavin’i Elnatàna avy ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Valo ambin'ny folo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanakavavin'i Elnatana, avy any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valo amby folo taona i Joiakina raha nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Nehosta, zanakavavin’i Elnatana avy any Jerosalema.
malagasy
Valo ambin'ny folo taona Joiakina, fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanakavavin'i Elnatana, avy any Jerosalema.