2 Kings 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny manda manodidina an’i Jerosalema dia noravan’ny miaramilan’ny Kaldeana rehetra izay nanaraka ny lehiben’ny mpiambina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noravan’ny tafiky ny Kaldeanina rehetra izay niaraka tamin’ny kapitenin’ny mpiambina, ny manda mamaritra manodidina an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny manda manodidina an’i Jerosalema dia narodan’ny miaramila babilônianina rehetra izay niaraka tamin’ny filohan’ny mpiambina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny manda manodidina an'i Jerosalema dia noravan'ny miaramilan'ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben'ny mpiambina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny manda manodidina an’i Jerosalema dia noravan’ny miaramilan’ny Kaldeana rehetra izay nanaraka ny lehiben’ny mpiambina.
malagasy
Ary ny manda manodidina an'i Jerosalema dia noravan'ny miaramilan'ny Kaldeana rehetra, izay nanaraka ny lehiben'ny mpiambina.