2 Kings 25:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan’i Babilona ary ny vahoaka betsaka sisa dia noentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Nabozardàna kapitenin’ny mpiambina avokoa ny vahoaka sisa tafajanona tao an-tanàna, sy ny mpilefa nitolo-tena tamin’ny mpanjakan’i Babilôna, ary ny vahoaka be sisa rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Nebozaradàna ho babo ireo mponina sisa tao an-tanàna sy ireo olona nitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ary ny sisa tamin’ireo mpahay taozavatra.
Malagasy Bible 1865
Ary izay olona sisa tao an-tanana sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan'i Babylona ary ny vahoaka betsaka sisa dia nentin'i Neborazadana, lehiben'ny mpiambina, ho babo avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay olona sisa tao an-tanàna sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan’i Babilona ary ny vahoaka betsaka sisa dia noentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ho babo avokoa.
malagasy
Ary izay olona sisa tao an-tanana sy izay efa nandositra nanatona ny mpanjakan'i Babylona ary ny vahoaka betsaka sisa dia nentin'i Neborazadana, lehiben'ny mpiambina, ho babo avokoa.